TOLOBAROTRA & FILAZANA
Petites Annonces Malagasy - Malagasy Classified Ads
Tolobarotra eto @gasy.info
Mampidira tolobarotra

Ny fampidirana tolobarotra dia MAIMAIMPOANA, tsy mila fisoratana anarana.

Misorata anarana

Ny mpikambana dia manana tombontsoa samihafa. TSY ANDOAVAM-BOLA!

Tolobarotra momba trano sy tany amidy na ahofa. Jereo koa ato raha mitady trano hofaina na hovidiana.
Fiara Fiara (5)
Tolobarotra mikasika fiara sy ny kojakojam-piarakodia: jereo ato raha hividy, hivarotra na hampanofa.
Moto Moto (0)
Hivarotra na hividy moto sy kojakoja? Jereo na ampidiro ato ny tolobarotra.
Solosaina Solosaina (2)
Jereo ato raha hividy na hivarotra solosaina sy ny kojakoja rehetra mikasika ny solosaina (monitor, HDD, printer, sns.).
Finday Finday (0)
Tolobarotra misy finday sy izay rehetra mikasika azy (karatra SIM, chargeur, sns.).
Jereo na ampidiro ato ny tolobarotra raha hividy na hivarotra kojakoja elektronika samihafa toy ny fakantsary, frigo, tele, sns.
Asa Asa (0)
Mitady asa na mpiasa? Jereo ny filazana ato. Raha toa ka tsy mahita dia alefaso ato izay tadiavinao.
Bizna Bizna (2)
Mpanety volo? Mpanjaitra? Consultant? Informaticien? Na hafa koa... Alefaso ato raha misy tolo-draharaha (services, business,...) ianao.
Namana Namana (1)
Tafasara-dalana tamin'ny namana taloha ka mitady azy? Mila namana vaovao? Sa kosa mitady fitiavana? Mandrosoa ato. Ho an'ny olona feno taona ihany (18 taona miakatra).
Jereo na alefaso ato izay rehetra tsy hita ao amin'ireo sokajy hafa eto.
Tolobarotra/filazana vaovao
imprimerie tiana, speed confection Bizna 31.08.2010 10:16
Mazda minibus E 2200 Fiara 20.08.2010 14:39
Modem USB amidy Solosaina 17.08.2010 12:09
modem USB amidy maika Solosaina 17.08.2010 11:27
Mivarotra CD Fampianarana Miteny Anglisy Filazana Samihafa 14.08.2010 08:51
lkmservice Bizna 09.08.2010 14:32
golf 4 TDi Fiara 08.08.2010 18:29
MITADY TRANO MAIKA BE Trano sy Tany 05.08.2010 08:13
tolo-botsotra paky Nikon D5000 Kojakoja Elektronika 03.08.2010 22:42
TRANO AMIDY Trano sy Tany 03.08.2010 15:27
Mitady tany hovidiana Trano sy Tany 03.08.2010 13:03
Mitady villa hofaina Filazana Samihafa 26.07.2010 12:54
mitady sipa Namana 16.07.2010 09:13
GOLF IV V5 Fiara 14.07.2010 11:16
RENAULT MEGANE Fiara 14.07.2010 11:12
Belle villa à vendre Trano sy Tany 13.07.2010 15:25
Belle villa neuve à vendre Trano sy Tany 13.07.2010 15:19
COMMUNE RURALE DE MAHITSY - RN4 - PK 27,700 / 1er PLAN Trano sy Tany 13.07.2010 15:06
LES HAUTES TERRES HOTEL RTE IVATO AMIDY Trano sy Tany 13.07.2010 14:07
MINI BUS HYUNDAI H100 Fiara 07.07.2010 11:08