|
Fanontaniana Miverimberina
-
Nisoratra anarana aho saingy tsy nahazo e-mail manazava ny fanamarinana. Inona no azoko atao?
-
Mandehana ato amin'ity rohy ity raha tianao halefa indray mandeha ny fanazavana ny fomba hanamarinanao ny fisoratana anarana.
-
Tsy mpikambana aho. Nampiditra tolobarotra na filazana aho nefa tsy nahazo e-mail manazava ny fanamarinana. Inona no azoko atao?
-
Raha tianao halefa indray mandeha ny fanazavana ny fomba hanamarinanao ny tolobarotra na filazana mandehana ato amin'ity rohy ity.
-
Maninona ny tolobarotra na filazana sasany misy sary maso, ny sasany tsy misy?
-
Ny maso eo amin'ny tolobarotra na filazana dia midika fa efa nojerenao (na ny olona nampiasa ny solosaina teo alohanao) io tolobarotra na filazana io.
|